FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 4:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny voafora ihany àry ve izany no afaka ny ho sambatra hoatr’izany, sa ny tsy voafora koa?+ Hoy mantsy isika: “Nekena* hoe olo-marina i Abrahama satria nanam-pinoana.”+ 10 Oviana àry izy no nekena* hoe olo-marina? Tamin’izy efa voafora sa tamin’izy mbola tsy voafora? Tsy tamin’izy efa voafora, fa tamin’izy mbola tsy voafora.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara