51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+
3 Fa isika no tena voafora,+ satria manao fanompoana masina amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra, ary i Kristy Jesosy+ no reharehantsika. Tsy miantehitra amin’ny nofo isika.