Nomery 16:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nankeny amin’i Datana sy Abirama i Mosesy, ary niaraka taminy ny anti-panahin’ny+ Israely. 26 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Miangavy anareo aho mba hiala eny akaikin’ny tranolain’ireo olona ratsy fanahy ireo. Aza mikasika an’izay ananany rehetra, sao ianareo ho ringana noho ny fahotany.” Romanina 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mampirisika anareo aho, ry rahalahy, mba hanara-maso an’izay mampisy fisaratsarahana sy mahatonga ny hafa hiala amin’ny finoana. Mifanohitra amin’ny fampianarana efa henonareo mantsy izany ataony izany, ka halaviro izy ireny.+ 2 Jaona 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha misy tonga eo aminareo ka tsy mampianatra an’izany fampianarana izany, dia aza mampiantrano+ na miarahaba azy akory.
25 Dia nankeny amin’i Datana sy Abirama i Mosesy, ary niaraka taminy ny anti-panahin’ny+ Israely. 26 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Miangavy anareo aho mba hiala eny akaikin’ny tranolain’ireo olona ratsy fanahy ireo. Aza mikasika an’izay ananany rehetra, sao ianareo ho ringana noho ny fahotany.”
17 Mampirisika anareo aho, ry rahalahy, mba hanara-maso an’izay mampisy fisaratsarahana sy mahatonga ny hafa hiala amin’ny finoana. Mifanohitra amin’ny fampianarana efa henonareo mantsy izany ataony izany, ka halaviro izy ireny.+
10 Raha misy tonga eo aminareo ka tsy mampianatra an’izany fampianarana izany, dia aza mampiantrano+ na miarahaba azy akory.