Efesianina 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fantatrareo mantsy, ary takatrareo tsara fa samy tsy manana lova ao amin’ny Fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra,+ na ny mpijangajanga,*+ na ny olona manaraka fanao maloto, na ny olona tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy. Apokalypsy 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Any ivelany kosa ny alika,* ny mpilalao ody, ny mpijangajanga,* ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, ary izay tia lainga sy mpandainga.’+
5 Fantatrareo mantsy, ary takatrareo tsara fa samy tsy manana lova ao amin’ny Fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra,+ na ny mpijangajanga,*+ na ny olona manaraka fanao maloto, na ny olona tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy.
15 Any ivelany kosa ny alika,* ny mpilalao ody, ny mpijangajanga,* ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, ary izay tia lainga sy mpandainga.’+