4 Dia hoy izy: “Angaha mbola tsy novakinareo fa ilay namorona ny olona tany am-piandohana, dia nanao azy ho lahy sy vavy,+ 5 ka nilaza hoe: ‘Noho izany, dia handao ny rainy sy ny reniny ny lehilahy ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy roa’?+