-
Jaona 8:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Raha ny Zanaka àry no manafaka anareo, dia tena ho afaka ianareo.
-
-
Filemona 15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Izao angamba no tena nahatonga azy handositra vetivety:* Mba hanananao azy indray mandrakizay. 16 Ary tsy ho mpanompo intsony+ izy amin’izay fa ho tsara kokoa noho izany, satria efa lasa rahalahy malalantsika+ izy. Tena tiako izy ary mino aho fa ianao mbola ho tia azy kokoa noho izaho, satria mpanomponao sady rahalahinao ao amin’ny Tompo izy.
-