Malakia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+ Matio 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa tsy roa intsony izy ireo, fa nofo iray ihany. Aoka àry izay nampiraisin’Andriamanitra zioga, tsy hosarahin’olona.”+ Efesianina 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Na izany aza, dia tsy maintsy tia ny vadiny+ tahaka ny tenany ny lehilahy tsirairay, fa ny vehivavy indray tokony hanaja lalina ny vadiny.+
16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+
6 Koa tsy roa intsony izy ireo, fa nofo iray ihany. Aoka àry izay nampiraisin’Andriamanitra zioga, tsy hosarahin’olona.”+
33 Na izany aza, dia tsy maintsy tia ny vadiny+ tahaka ny tenany ny lehilahy tsirairay, fa ny vehivavy indray tokony hanaja lalina ny vadiny.+