Isaia 53:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nomena fasana niaraka tamin’ny ratsy fanahy izy,*+Ary niaraka nalevina tamin’ny mpanankarena* izy rehefa maty,+Na dia tsy nanao ratsy* mihitsy azaSady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+ Matio 27:59, 60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Nalain’i Josefa àry ilay faty ka nofonosiny lamba madio vita tamin’ny rongony tena tsara.+ 60 Dia napetrany tao amin’ny fasany vaovao+ nolavahany tao amin’ny vatolampy ilay izy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.
9 Nomena fasana niaraka tamin’ny ratsy fanahy izy,*+Ary niaraka nalevina tamin’ny mpanankarena* izy rehefa maty,+Na dia tsy nanao ratsy* mihitsy azaSady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+
59 Nalain’i Josefa àry ilay faty ka nofonosiny lamba madio vita tamin’ny rongony tena tsara.+ 60 Dia napetrany tao amin’ny fasany vaovao+ nolavahany tao amin’ny vatolampy ilay izy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.