Efesianina 5:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manao hoatr’ireny* àry. 8 Tao amin’ny haizina mantsy ianareo teo aloha, fa efa ao amin’ny mazava+ kosa izao, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo.+ Asehoy eo amin’ny fiainanareo foana fa zanaky ny mazava ianareo.
7 Aza manao hoatr’ireny* àry. 8 Tao amin’ny haizina mantsy ianareo teo aloha, fa efa ao amin’ny mazava+ kosa izao, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo.+ Asehoy eo amin’ny fiainanareo foana fa zanaky ny mazava ianareo.