FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy lasa mahantra ny rahalahinao ao amin’ny tanànanao anankiray, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza mafy fo na kahihitra amin’ilay rahalahinao mahantra.+

  • Deoteronomia 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tokony halala-tanana ianao ka hanome azy+ amin’ny fonao.* Izany mantsy no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao hitahy an’izay ataonao sy ny asanao rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara