FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa na manana mpitaiza* 10 000 ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy be dia be ny rainareo. Lasa rainareo ao amin’i Kristy Jesosy mantsy aho, satria nitory ny vaovao tsara taminareo.+

  • 1 Tesalonianina 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fantatrareo tsara fa nampirisika sy nampionona ary nanoro hevitra anareo tsirairay foana izahay,+ hoatran’ny ataon’ny ray+ amin’ny zanany.

  • Filemona 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Miangavy ho an’i Onesimosy+ zanako aho, satria lasa hoatran’ny rainy+ aho amin’izao migadra* izao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara