Ohabolana 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mampitony hatezerana mafy ny valin-teny malefaka,*+Fa ny teny henjana* kosa vao mainka mampahatezitra.+ Kolosianina 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nofidin’Andriamanitra ianareo,+ ary masina sady tena tiana. Mitafia àry fitiavana lalina sy fangorahana,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary faharetana.+ 1 Timoty 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany. Miezaha foana kosa hanao ny marina,* hahafoy tena ho an’Andriamanitra, hanana finoana sy fitiavana ary fiaretana, ary halemy fanahy.+ Titosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 tsy hanaratsy olona, tsy ho mpila ady, fa hahay handanjalanja+ kosa sy halemy fanahy tanteraka amin’ny olona rehetra.+
15 Mampitony hatezerana mafy ny valin-teny malefaka,*+Fa ny teny henjana* kosa vao mainka mampahatezitra.+
12 Nofidin’Andriamanitra ianareo,+ ary masina sady tena tiana. Mitafia àry fitiavana lalina sy fangorahana,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary faharetana.+
11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany. Miezaha foana kosa hanao ny marina,* hahafoy tena ho an’Andriamanitra, hanana finoana sy fitiavana ary fiaretana, ary halemy fanahy.+
2 tsy hanaratsy olona, tsy ho mpila ady, fa hahay handanjalanja+ kosa sy halemy fanahy tanteraka amin’ny olona rehetra.+