FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy hahazo an’izay efa azon’i* Kristy mantsy isika, raha tsy tazonintsika mafy hatramin’ny farany ilay toky nananantsika tamin’ny voalohany.+

  • Hebreo 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Diniho tsara àry ilay niaritra ny teny feno fankahalana nolazain’ny mpanota+ izay nanimba ny tenany. Amin’izay ianareo dia tsy ho reraka na ho kivy.+

  • Apokalypsy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra na dia efa hiaritra fijaliana aza ianao.+ Fa hataon’ny Devoly foana izay hanagadrana ny sasany aminareo. Amin’izay dia hotsapaina tanteraka ianareo, ary hiaritra fahoriana mandritra ny folo andro. Aza mivadika anefa mandra-pahafatinao, dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara