FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy misy dikany ny hoe voafora ary tsy misy dikany ny hoe tsy voafora,+ fa ny mankatò ny didin’Andriamanitra no tena zava-dehibe.+

  • Galatianina 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ho an’izay tafaray amin’i Kristy Jesosy, dia tsy ny hoe forana na tsy forana no zava-dehibe,+ fa ny hoe mino sady maneho fitiavana.

  • Kolosianina 3:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tafio kosa ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely hifanaraka amin’ny toetran’Ilay* namorona azy,+ arakaraka ny ahalalanareo tsara ny fahamarinana. 11 Amin’izany dia tsy misy intsony ny hoe Grika na Jiosy, na voafora na tsy voafora, na hafa firenena, na Skytianina,* na andevo, na olona afaka. Fa i Kristy no zava-drehetra sady ao amin’ny olona rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara