Jaona 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny ampitson’iny, dia hitany nanatona azy i Jesosy, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manala ny fahotan’izao+ tontolo izao!+ Romanina 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa i Kristy no faran’ny Lalàna,+ mba hambara hoe olo-marina izay rehetra maneho finoana.+
29 Ny ampitson’iny, dia hitany nanatona azy i Jesosy, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manala ny fahotan’izao+ tontolo izao!+