Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy+ tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razambentsika. Ary izy no nandray ny teny masina sady velona, mba homena antsika.+ Asan’ny Apostoly 7:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 dia ianareo izay nandray ny Lalàna nampitain’ny anjely,+ nefa tsy nankatò an’izany.” Hebreo 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa raha azo itokisana ny teny nolazain’ny anjely,+ ary nosazina ara-drariny+ izay nandika lalàna sy tsy nankatò,
38 Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy+ tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razambentsika. Ary izy no nandray ny teny masina sady velona, mba homena antsika.+
2 Fa raha azo itokisana ny teny nolazain’ny anjely,+ ary nosazina ara-drariny+ izay nandika lalàna sy tsy nankatò,