Romanina 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary ny fanantenana tsy mba mandiso fanantenana,+ satria efa natao ao am-pontsika ny fitiavan’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny fanahy masina nomena antsika.+
5 ary ny fanantenana tsy mba mandiso fanantenana,+ satria efa natao ao am-pontsika ny fitiavan’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny fanahy masina nomena antsika.+