Kolosianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tafio kosa ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely hifanaraka amin’ny toetran’Ilay* namorona azy,+ arakaraka ny ahalalanareo tsara ny fahamarinana.
10 Tafio kosa ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely hifanaraka amin’ny toetran’Ilay* namorona azy,+ arakaraka ny ahalalanareo tsara ny fahamarinana.