FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 5:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ry lehilahy, tiavo foana ny vadinareo,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana sy ny nanolorany ny tenany hamonjy azy,+ 26 mba hanamasinany azy, ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, izany hoe ny teny.+ 27 Amin’izay ny fiangonana dia ho tena tsara eo anatrehany, ka tsy hisy pentina na ketrona na zavatra hoatr’izany,+ fa ho masina sy tsy misy tsiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara