Matio 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Efesianina 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ hoatran’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ ary izy no mpamonjy an’io vatana* io. Kolosianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izy no loha amin’ilay vatana, izany hoe ny fiangonana.+ Izy no fiandohana sady lahimatoa amin’ny maty.+ Izy àry no voalohany amin’ny zava-drehetra.
18 Ary nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+
23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ hoatran’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ ary izy no mpamonjy an’io vatana* io.
18 Izy no loha amin’ilay vatana, izany hoe ny fiangonana.+ Izy no fiandohana sady lahimatoa amin’ny maty.+ Izy àry no voalohany amin’ny zava-drehetra.