Romanina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nasehon’Andriamanitra anefa hoe tiany isika, satria tamin’isika mbola mpanota, dia maty ho antsika i Kristy.+ 1 Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao no nampisehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika: Nirahiny ho etỳ amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+ 1 Jaona 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Isika tia satria izy no tia antsika voalohany.+
8 Nasehon’Andriamanitra anefa hoe tiany isika, satria tamin’isika mbola mpanota, dia maty ho antsika i Kristy.+
9 Izao no nampisehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika: Nirahiny ho etỳ amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+