FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Kolosianina 2:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Niara-nalevina taminy mantsy ianareo tamin’ny batisany,+ dia niara-natsangana taminy koa,+ satria mifandray aminy sady mino ny herin’Andriamanitra, izay nanangana azy tamin’ny maty.+

      13 Na dia maty noho ny helokareo koa aza ianareo sady tsy voafora, dia novelomin’Andriamanitra niaraka tamin’i Kristy.+ Tsara fanahy Andriamanitra ka namela ny heloka rehetra vitantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara