Romanina 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fantatsika fa ny zava-drehetra ataon’Andriamanitra dia ataony miara-miasa mba hahasoa an’izay tia azy, izany hoe izay nantsoiny mifanaraka amin’ny fikasany.+
28 Fantatsika fa ny zava-drehetra ataon’Andriamanitra dia ataony miara-miasa mba hahasoa an’izay tia azy, izany hoe izay nantsoiny mifanaraka amin’ny fikasany.+