-
1 Timoty 1:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 na dia mpanevateva an’Andriamanitra aza aho taloha, sady mpanenjika no mpanambany olona.+ Namindrany fo anefa aho satria noho ny tsy fahalalako sy ny tsy finoako no nanaovako an’izany. 14 Fa nanehoan’ny Tompontsika hatsaram-panahy miavaka be dia be aho, ary nahazo finoana sy fitiavana avy amin’i Kristy Jesosy.
-