FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 1:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 rehefa nampahafantariny antsika ilay zava-miafina masina+ momba ny sitrapony. Mahafinaritra azy izany zava-miafina izany, sady mifanaraka amin’ilay fikasany, 10 dia ny hoe hanisy fitantanan-draharaha* rehefa tapitra tanteraka ny fotoana voatondro. Amin’izay dia hangonina ho ao amin’i Kristy daholo ny zava-drehetra, izany hoe ny zavatra any an-danitra sy ny zavatra eto an-tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara