FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tesalonianina 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa raha mino isika hoe maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika hoe hovelomin’Andriamanitra izay mpanara-dia an’i Jesosy efa nodimandry, mba ho tafaraka aminy.+

  • 2 Timoty 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara manao ny rariny,+ no hanome ahy an’io valisoa io amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.

  • Apokalypsy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary naheno feo avy any an-danitra aho hoe: “Soraty izao: Sambatra izay maty ao amin’ny Tompo+ manomboka izao. Eny, hoy ny fanahy, aleo izy hitsahatra amin’ny asa mafy nataony, fa manaraka azy eny foana ny zavatra tsara nataony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara