1 Korintianina 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy. 2 Korintianina 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa novonoina teo amin’ny tsato-kazo tokoa izy tamin’izy nalemy, nefa velona kosa izy izao noho ny herin’Andriamanitra.+ Marina koa fa malemy hoatr’azy izahay, nefa ho velona hiaraka aminy izahay+ noho ny herin’Andriamanitra miasa aminareo.+
22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy.
4 Fa novonoina teo amin’ny tsato-kazo tokoa izy tamin’izy nalemy, nefa velona kosa izy izao noho ny herin’Andriamanitra.+ Marina koa fa malemy hoatr’azy izahay, nefa ho velona hiaraka aminy izahay+ noho ny herin’Andriamanitra miasa aminareo.+