1 Korintianina 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy fantatrareo ve fa mihazakazaka daholo ny mpihazakazaka rehetra manao fifaninanana, nefa iray ihany no mahazo ny loka? Mihazakazaha koa mba hahazoanareo loka.+
24 Tsy fantatrareo ve fa mihazakazaka daholo ny mpihazakazaka rehetra manao fifaninanana, nefa iray ihany no mahazo ny loka? Mihazakazaha koa mba hahazoanareo loka.+