Salamo 69:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aoka ny anarany hofafana tsy ho ao amin’ny boky misy ny anaran’ny velona,*+Ary enga anie izy ireo tsy ho anisan’ny olo-marina.+ Lioka 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na izany aza, dia aza mifaly satria hoe lasa manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia kosa satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.”+
28 Aoka ny anarany hofafana tsy ho ao amin’ny boky misy ny anaran’ny velona,*+Ary enga anie izy ireo tsy ho anisan’ny olo-marina.+
20 Na izany aza, dia aza mifaly satria hoe lasa manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia kosa satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.”+