Matio 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Raha mamela ny heloky ny olona ianareo, dia hamela ny helokareo koa ny Rainareo any an-danitra.+ Marka 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary rehefa mitsangana hivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ilay Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.”+
25 Ary rehefa mitsangana hivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ilay Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.”+