FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aza manaiky ho voahozongozona+ ary aza miovaova mihitsy. Miezaha ho be atao+ foana amin’ny asan’ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ho an’ny Tompo.

  • Hebreo 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy hahazo an’izay efa azon’i* Kristy mantsy isika, raha tsy tazonintsika mafy hatramin’ny farany ilay toky nananantsika tamin’ny voalohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara