1 Korintianina 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, izay nampahafantatra antsika ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahamarinany,+ sady nahatonga antsika ho masina,+ ary nanafaka antsika tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ 1 Korintianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa “iza no lasa mahafantatra ny sain’i Jehovah,* ka afaka mampianatra azy?”+ Isika kosa anefa manana ny sain’i Kristy.+
30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, izay nampahafantatra antsika ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahamarinany,+ sady nahatonga antsika ho masina,+ ary nanafaka antsika tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+
16 Fa “iza no lasa mahafantatra ny sain’i Jehovah,* ka afaka mampianatra azy?”+ Isika kosa anefa manana ny sain’i Kristy.+