18 Andosiro ny fijangajangana!*+ Izay fahotana hafa rehetra ataon’ny olona dia eny ivelan’ny vatany, fa ny mpijangajanga kosa manota amin’ny vatany ihany.+
3 Aza avela hotononina eo aminareo akory izay resaka momba ny fijangajangana* sy izay rehetra mety ho fahalotoana na faniriana tsy mety afa-po,+ fa tsy mety amin’ny olona masina izany.+