1 Tesalonianina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatrareo tsara mantsy fa ho avy hoatran’ny mpangalatra amin’ny alina+ ny andron’i Jehovah.*+ 2 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 sady hiandry sy hanao an-tsaina foana* ny fahatongavan’ny* andron’i Jehovah.*+ Noho io andro io, dia ho levon’ny afo ny lanitra+ ary hitsonika noho ny hafanana mandoro ireo singan-javatra eo aminy.
12 sady hiandry sy hanao an-tsaina foana* ny fahatongavan’ny* andron’i Jehovah.*+ Noho io andro io, dia ho levon’ny afo ny lanitra+ ary hitsonika noho ny hafanana mandoro ireo singan-javatra eo aminy.