Romanina 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mifankatiava hoatran’ny mpirahalahy, ary ataovy izay hampiraiki-po anareo samy ianareo. Mifanomeza voninahitra, ka aoka ianareo no ho voalohany hanome voninahitra ny hafa.*+
10 Mifankatiava hoatran’ny mpirahalahy, ary ataovy izay hampiraiki-po anareo samy ianareo. Mifanomeza voninahitra, ka aoka ianareo no ho voalohany hanome voninahitra ny hafa.*+