Romanina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ataovy izany nolazaiko taminareo izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao. Efa izao mantsy ny ora tokony hifohazanareo amin’ny torimaso.+ Efa akaiky noho ny tamin’isika lasa mpino ny famonjena antsika amin’izao.
11 Ataovy izany nolazaiko taminareo izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao. Efa izao mantsy ny ora tokony hifohazanareo amin’ny torimaso.+ Efa akaiky noho ny tamin’isika lasa mpino ny famonjena antsika amin’izao.