FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 6:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Tsy misy mahay manatona ahy raha tsy taomin’ny* Ray izay naniraka ahy.+ Ary hanangana azy amin’ny maty aho amin’ny andro farany.+

  • Romanina 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ankoatra izany, dia izay efa notendreny mialoha+ no nantsoiny,+ ary izay nantsoiny no nambarany hoe marina.+ Izay nambarany hoe marina kosa no nomeny voninahitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara