Levitikosy 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza miandany amin’ny mahantra satria hoe mahantra izy, nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony hanao ny rariny ianao rehefa mitsara ny namanao. Jakoba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny fahendrena avy any ambony kosa madio aloha,+ dia avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,+ vonona hankatò, be famindram-po sy manao ny tsara,*+ tsy manavakavaka,*+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+
15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza miandany amin’ny mahantra satria hoe mahantra izy, nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony hanao ny rariny ianao rehefa mitsara ny namanao.
17 Ny fahendrena avy any ambony kosa madio aloha,+ dia avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,+ vonona hankatò, be famindram-po sy manao ny tsara,*+ tsy manavakavaka,*+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+