FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ataovy fantatry ny olona rehetra hoe mahay mandanjalanja*+ ianareo. Akaiky ny Tompo.

  • Jakoba 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny fahendrena avy any ambony kosa madio aloha,+ dia avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,+ vonona hankatò, be famindram-po sy manao ny tsara,*+ tsy manavakavaka,*+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara