1 Timoty 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ankiniko aminao izany toromarika* izany, ry Timoty zanako, araka ny faminaniana nolazaina momba anao, mba ho ireny faminaniana ireny no hoentinao manohy ny ady tsara.+
18 Ankiniko aminao izany toromarika* izany, ry Timoty zanako, araka ny faminaniana nolazaina momba anao, mba ho ireny faminaniana ireny no hoentinao manohy ny ady tsara.+