Jaona 5:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana* ny feony,+ 29 dia hivoaka izy ireo. Izay nanao ny tsara dia hatsangana mba hahazo fiainana, fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana mba hotsaraina.+ Asan’ny Apostoly 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nandidy anay hitory amin’ny olona koa izy, ka hanazava tsara*+ fa izy no notendren’Andriamanitra hitsara ny velona sy ny maty.+
28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana* ny feony,+ 29 dia hivoaka izy ireo. Izay nanao ny tsara dia hatsangana mba hahazo fiainana, fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana mba hotsaraina.+
42 Nandidy anay hitory amin’ny olona koa izy, ka hanazava tsara*+ fa izy no notendren’Andriamanitra hitsara ny velona sy ny maty.+