34 dia hangina ny vehivavy rehefa eo anivon’ny fiangonana, fa tsy mahazo miteny.+ Aoka kosa izy ireo hanaiky,+ fa izany koa no lazain’ny Lalàna. 35 Raha misy zavatra tiany ho fantatra, dia hanontany ny vadiny izy rehefa any an-trano, fa mahamenatra raha miteny eo anivon’ny fiangonana ny vehivavy.