Romanina 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa noho ny hatsaram-panahy miavaka naseho tamiko, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony ho izy.+ Asehoy kosa fa misaina tsara ianareo, araka ny finoana nomen’Andriamanitra anareo* tsirairay.+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke ny zokiolona.*+ Fa ianareo rehetra kosa mitafia* fanetren-tena rehefa mifandray ianareo samy ianareo, satria manohitra ny manambony tena Andriamanitra, fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena.+
3 Fa noho ny hatsaram-panahy miavaka naseho tamiko, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony ho izy.+ Asehoy kosa fa misaina tsara ianareo, araka ny finoana nomen’Andriamanitra anareo* tsirairay.+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke ny zokiolona.*+ Fa ianareo rehetra kosa mitafia* fanetren-tena rehefa mifandray ianareo samy ianareo, satria manohitra ny manambony tena Andriamanitra, fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena.+