Kolosianina 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa amin’izao anefa, esory hiala aminareo daholo ireto: Fisafoahana, fahatezerana, faharatsiana,+ fanevatevana,+ ary izay resaka vetaveta+ lazain’ny vavanareo.
8 Fa amin’izao anefa, esory hiala aminareo daholo ireto: Fisafoahana, fahatezerana, faharatsiana,+ fanevatevana,+ ary izay resaka vetaveta+ lazain’ny vavanareo.