Lioka 22:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nitebiteby be mihitsy anefa izy, ka vao mainka nivavaka mafimafy kokoa foana,+ ary lasa hoatran’ny ra nitete tamin’ny tany ny hatsembohany. Jaona 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako.
44 Nitebiteby be mihitsy anefa izy, ka vao mainka nivavaka mafimafy kokoa foana,+ ary lasa hoatran’ny ra nitete tamin’ny tany ny hatsembohany.
27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako.