21 “Efa nomeko ho lovan’ny taranak’i Levy ny ampahafolon-karena rehetra+ eo amin’ny Israely, ho takalon’ny fanompoana ataony, dia ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.
26 “Teneno ny Levita hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny Israelita ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Dia tokony hataonareo fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+