20 Tsy misy olona* hambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra àry raha hoe mankatò lalàna fotsiny,*+ satria natao fotsiny hahafantarana tsara ny atao hoe ota ny lalàna.+
19 Tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary mantsy ny Lalàna.+ Ilay fanantenana tsara kokoa+ omen’Andriamanitra kosa no nahavita an’izany sy nahatonga antsika ho afaka hanatona azy.+
10Aloky+ ny zavatra tsara ho avy+ fotsiny ny Lalàna, fa tsy ilay tena izy. Tsy mahatonga an’izay manatona an’Andriamanitra ho lavorary+ mihitsy àry ny Lalàna,* na dia eo aza ny sorona mitovy atolotra foana isan-taona.