10 “Manamboara vata amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+ 11 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony+ ny anatiny sy ny ivelany, ary asio sisiny volamena manodidina azy.+