Levitikosy 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Dia hatolotr’i Arona ilay omby hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny ankohonany* izy. Levitikosy 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Hampanatonin’i Arona ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny ankohonany izy. Hovonoiny avy eo ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany.+
6 “Dia hatolotr’i Arona ilay omby hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny ankohonany* izy.
11 “Hampanatonin’i Arona ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny ankohonany izy. Hovonoiny avy eo ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany.+