Salamo 73:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izaho kosa saika nivily lalana;Saika nibolisatra ny tongotro.+ Hebreo 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo lasa manana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+ 2 Petera 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa satria fantatrareo mialoha izany, ry malala, dia mitandrema sao ho voataona hiaraka amin’ireny ianareo noho ny hevi-dison’ireo mpandika lalàna, ka ho lavo ianareo fa tsy hiorina tsara intsony.+
12 Tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo lasa manana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+
17 Koa satria fantatrareo mialoha izany, ry malala, dia mitandrema sao ho voataona hiaraka amin’ireny ianareo noho ny hevi-dison’ireo mpandika lalàna, ka ho lavo ianareo fa tsy hiorina tsara intsony.+